Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 5:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Fito ny rahalahin’ireo, araka ny fianakaviany avy, dia Mikaela sy i Mesolama, i Seba sy i Jôray mbamin’i Jahikano sy i Zia ary i Hebera:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia i Mikaela, i Mesolama, i Seba, i Joray, i Jakana, i Zia ary i Ebera; fito izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fito ny rahalahin’ireo, araka ny fianakaviany avy, dia Mikaela sy i Mesolama, i Seba sy i Jôray mbamin’i Jahikano sy i Zia ary i Hebera:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ny rahalahin’ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia i Mikaela, i Mosolama, i Sebe, i Jôraì, i Jakàna, i Zie ary i Hebera, fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia i Mikaela, i Mesolama, i Seba, i Joray, i Jakana, i Zia ary i Ebera; fito izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 5:13
2 Rohy Ifampitohizana  

tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata.


ireo no zanakalahin’i Abihaîla ilay zanakalahin’i Horỳ sy zafin’i Jarôa sy zafiafin’i Gilehada sy zafin-dohalik’i Mikaela sy zafin-kitrokelin’i Jesisay sy zafim-paladian’i Jehidao ary zafin-dorian’i Boza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra