I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.
1Tantara 4:7 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana. Baiboly Katolika Ny zanaka lahin’i Halaà dia i Sereta, i Isaara sy i Etnàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana. |
I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.
I Kôtsa no ray niteraka an’i Hanoba sy i Tsôbebà; ary izy koa no razamben’ny tarik’i Aharihela, zanakalahin’i Haroma.