Ary i Estôna no ray niteraka an’i Bety-Rafà sy i Pasea ary i Tehinà; ity Tehinà ity no mpanorina ny tanànan’i Nahasa. Ny taranak’ireo no mponina tao Rekà.
1Tantara 4:13 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Hôtniela sy i Seraià; ary ny zanakalahin’i Hôtniela dia i Hatata sy i Mehônôtahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Otniela sy i Seraia; ny zanakalahin’i Otniela dia i Hatata. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Hôtniela sy i Seraià; ary ny zanakalahin’i Hôtniela dia i Hatata sy i Mehônôtahy. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Seneza: i Otoniela, i Saraià. Zanaka lahin’i Otoniela: i Hatata sy i Maonatì. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin’i Otniela dia Hatata. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin'i Otniela dia Hatata. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Kenaza dia i Otniela sy i Seraia; ny zanakalahin’i Otniela dia i Hatata. |
Ary i Estôna no ray niteraka an’i Bety-Rafà sy i Pasea ary i Tehinà; ity Tehinà ity no mpanorina ny tanànan’i Nahasa. Ny taranak’ireo no mponina tao Rekà.
I Mehônôtahy no ray niteraka an’i Hôfrà; ary i Seraià no ray niteraka an’i Jôaba razamben’ny ao Geharasima na hoe Lohasahan’ny mpiasa, fa mpiasa izy ireo.
I Hôtniela, ilay zanakalahin’i Kenaza rahalahin’i Kaleba, no nahafaka ny tanàna; koa nomen’i Kaleba azy i Haksà zanany vavy ho vadiny.
Ary i Hôtniela, zanakalahin’i Kenaza izay zandrin’i Kaleba, no nahazo ny tanàna; koa nomen’i Kaleba azy i Haksà zanany vavy ho vadiny.