Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 3:13 - DIEM PROTESTANTA

i Ahaza zanakalahin’i Jôtama, i Hezekià zanakalahin’i Ahaza, i Manase zanakalahin’i Hezekià,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Ahaza no zanakalahin’i Jotama; i Hezekia no zanakalahin’i Ahaza; i Manase no zanakalahin’i Hezekia;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Ahaza zanakalahin’i Jôtama, i Hezekià zanakalahin’i Ahaza, i Manase zanakalahin’i Hezekià,

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Akaza zanany, i Ezekiasa zanany, i Manase zanany,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ahaza no zanakalahin’i Jotama, Hezekia no zanakalahin’i Ahaza, Manase no zanakalahin’i Hezekia,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ahaza no zanakalahin'i Jotama Hezekia no zanakalahin'i Ahaza, Manase no zanakalahin'i Hezetia,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Ahaza no zanakalahin’i Jotama; i Hezekia no zanakalahin’i Ahaza; i Manase no zanakalahin’i Hezekia;

Jereo ny toko



1Tantara 3:13
11 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Peka zanakalahin’i Remalià tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Ahaza zanakalahin’i Jôtama.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an-tanànan’i Davida; ary i Hezekià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hôsea zanakalahin’i Elà tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Hezekià zanakalahin’i Ahaza.


Ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Manase zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


i Amatsià zanakalahin’i Jôasy, i Hazarià zanakalahin’i Amatsià, i Jôtama zanakalahin’i Hazarià,


i Amôna zanakalahin’i Manase, ary i Jôsià zanakalahin’i Amôna.


Tamin’ny andron’i Hezekià mpanjakan’i Joda no tonga tao ireo filohan-tarika voasoratra anarana ireo ka namely ny tranolay sy ny toby fiarovana hitany tao ary nandringana ny taranak’i Hama; dia nonina tao nisolo toerana azy mandraka androany, satria nisy ahitra ho an’ny andian’ondriny tao.


Feno 25 taona i Hezekià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià, zanakavavin’i Zakarià.


Feno 12 taona i Manase fony tonga mpanjaka; ary naharitra 55 taona no nanjakany tao Jerosalema.