Dia notendren’ny levita i Hemàna zanakalahin’i Jôela, sy i Asafa zanakalahin’i Berekià sady naman’i Hemàna, ary i Etàna zanakalahin’i Kosaià avy amin’ny fokon’i Merarỳ sady naman-dry i Hemàna sy i Asafa.
1Tantara 25:4 - DIEM PROTESTANTA Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’i Hemana, ny zanany dia i Bokia, i Matania, i Oziela, i Seboela, i Jerimota, i Hanania, i Hanany, i Eliata, i Gidalty, i Romamty-Ezera, i Josbekasa, i Maloty, i Hotira ary i Mahaziota. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta. Baiboly Katolika Amin’i Hemàna, ny zanaka lahin’i Hemàna: i Boksiao, i Mataniaò, i Ozilea, i Soboela, i Jerimota, i Hanaiasa, i Hananỳ, i Eliata, i Gedeltỳ, i Rômentiezera, i Jesbakasà, i Melotì, i Otira, ary i Mahaziôta. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota. Malagasy Bible Tamin'i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota. La Bible en Malgache Tamin’i Hemana, ny zanany dia i Bokia, i Matania, i Oziela, i Seboela, i Jerimota, i Hanania, i Hanany, i Eliata, i Gidalty, i Romamty-Ezera, i Josbekasa, i Maloty, i Hotira ary i Mahaziota. |
Dia notendren’ny levita i Hemàna zanakalahin’i Jôela, sy i Asafa zanakalahin’i Berekià sady naman’i Hemàna, ary i Etàna zanakalahin’i Kosaià avy amin’ny fokon’i Merarỳ sady naman-dry i Hemàna sy i Asafa.
Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià.
Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy.
Ny an’ny zanakalahin’i Jedotòna dia ry i Gedalià sy i Tserỳ, i Jesahià sy i Simehỳ ary i Hasabià sy i Matitià. Izy enin-dahy ireo dia notarihin’i Jedotòna rainy izay nampita an-kira ny hafatr’Andriamanitra, ombàn’ny lokanga, mba hankalazana sy hiderana ny TOMPO.
Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Hemàna izay isehoam-pahitana ka mampita amin’ny mpanjaka ireo tenin’Andriamanitra, mba hanandratana ny heriny. Ary zazalahy 14 sy zazavavy telo no efa nomen’Andriamanitra an’i Hemàna.
Ary ny levîta naman’ireo no nanankinana ny fanompoana hafa rehetra momba ny Tranolay fihaonana, tao an-tranon’Andriamanitra.
Tononkira. Salamo nataon’ny terak’i Kôra. Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hohiraina amin’ny feo malahelohelo. Tononkalo fananarana avy amin’i Hemàna zanakalahin’i Zerà.