Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Amrama dia i Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia i Jedaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Izao kosa ny amin’ny filohan’ny Levita sisa: tamin’ny taranak’i Amrama i Sobaela, tamin’ny taranak’i Sobaela i Jehedeià;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao; Tamin’ny taranak’i Amrama dia Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia Jedaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary tamin'ny taranak'i Levy sisa dia izao; Tamin'ny taranak'i Amrama dia Sobaela; tamin'ny zanak'i Sobaela dia Jedala.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Tamin’ny taranak’i Levy sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Amrama dia i Sobaela; tamin’ny zanak’i Sobaela dia i Jedaia.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:20
7 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny zanakalahin’i Gersôma dia i Sobaela no loham-pianakaviana.


Izany no fitsinjarana ny taranak’i Aharôna ho antokony amin’ny fanompoany avy, mba hahatongavany ao an-tranon’ny TOMPO; araka ny fitsipika izay tena nifandraika tamin’ny didy nomen’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no nampitan’i Aharôna razambeny azy.


Tamin’ny zanakalahin’i Rehabià dia i Jisià no filohany.


dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy.


Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela


Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra