1Tantara 24:30 - DIEM PROTESTANTA30 Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jerimota. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Ireo no taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany avy. Izy ireo koa toraka ireo taranak’i Aarôna rahalahiny, dia nanao ny filokàna teo anatrehan’i Davida mpanjaka sy i Sadôka, sy i Akimeleka, mbamin’ireo loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny Levita, dia natao mitovy amin’ny zokiny ela indrindra, ny zandriny vao haingana indrindra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary ny zanakalahin’i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jerimota. Ireo no taranaky ny levita* araka ny fianakaviany avy. Jereo ny toko |
Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.