1Tantara 24:29 - DIEM PROTESTANTA29 sy i Kisy (izay i Jerahimeela no isan’ny zanakalahiny). Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ny amin’i Kisy, ny zanany lahy dia i Jeramela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 sy i Kisy (izay i Jerahimeela no isan’ny zanakalahiny). Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 Zanaka lahin’i Mosỳ: i Moholỳ, i Edera ary i Jerimota. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ny amin’i Kisy, ny zanani-lahy dia Jeramela. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ny amin'i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Ny amin’i Kisy, ny zanany lahy dia i Jeramela. Jereo ny toko |