Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:29 - Baiboly Katolika

29 Zanaka lahin’i Mosỳ: i Moholỳ, i Edera ary i Jerimota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny amin’i Kisy, ny zanany lahy dia i Jeramela.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 sy i Kisy (izay i Jerahimeela no isan’ny zanakalahiny).

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 sy i Kisy (izay i Jerahimeela no isan’ny zanakalahiny).

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ny amin’i Kisy, ny zanani-lahy dia Jeramela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ny amin'i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny amin’i Kisy, ny zanany lahy dia i Jeramela.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:29
2 Rohy Ifampitohizana  

avy amin’i Kisa, ny zanaka lahin’i Kisa: i Jerameela.


Ireo no taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany avy. Izy ireo koa toraka ireo taranak’i Aarôna rahalahiny, dia nanao ny filokàna teo anatrehan’i Davida mpanjaka sy i Sadôka, sy i Akimeleka, mbamin’ireo loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny Levita, dia natao mitovy amin’ny zokiny ela indrindra, ny zandriny vao haingana indrindra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra