1Tantara 24:30 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jerimota. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy. Baiboly Katolika Ireo no taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany avy. Izy ireo koa toraka ireo taranak’i Aarôna rahalahiny, dia nanao ny filokàna teo anatrehan’i Davida mpanjaka sy i Sadôka, sy i Akimeleka, mbamin’ireo loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny Levita, dia natao mitovy amin’ny zokiny ela indrindra, ny zandriny vao haingana indrindra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jerimota. Ireo no taranaky ny levita* araka ny fianakaviany avy. |
Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.
Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.