1Tantara 23:7 - DIEM PROTESTANTA Ny avy amin’i Gersôna: i Lahadàna sy i Simehỳ no zanakalahin’i Gersôna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny Gersonita dia i Ladana sy i Simey. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny avy amin’i Gersôna: i Lahadàna sy i Simehỳ no zanakalahin’i Gersôna. Baiboly Katolika Ny Gersônita, dia i Leedàna, sy i Semeià. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’ny Gersonita dia Ladana sy Simey. Malagasy Bible Tamin'ny Gersonita dia Ladana sy Simey. La Bible en Malgache Tamin’ny Gersonita dia i Ladana sy i Simey. |
Natsitokotokon’i Davida koa ny levita, araka ny ifandraisany amin’ireo zanakalahin’i Levỳ: dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ.
i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,
Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.