Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:26 - DIEM PROTESTANTA

26 i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 i Ladana no zanakalahin’i Tahana; i Amihoda no zanakalahin’i Ladana; i Elisama no zanakalahin’i Amihoda;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 i Laadàna zanany, i Amioda zanany, i Elisamà zanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ladana no zanakalahin’i Tahana, Amihoda no zanakalahin’i Ladana, Elisama no zanakalahin’i Amihoda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ladana no zanakalahin'i Tahana, Amihoda no zanakalahin'i Ladana, Elisama no zanakalahin'i Amihoda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 i Ladana no zanakalahin’i Tahana; i Amihoda no zanakalahin’i Ladana; i Elisama no zanakalahin’i Amihoda;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:26
5 Rohy Ifampitohizana  

I Refa no zanakalahin’i Berihà, i Resefa zanakalahin’i Refa, i Telà zanakalahin’i Resefa, i Tahàna zanakalahin’i Telà,


i Nona zanakalahin’i Elisamà, i Josoa zanakalahin’i Nona.


i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;


«Amin’ny lafiny andrefana no hisy ireo tafika mivondrona ao amin’ny tobin’i Efraîma, ka ahitana ny tafika efraîmita sy manasita ary benjaminita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Efraîma dia i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda miaraka amin’ny vatan-dehilahy 40 500; ho an’ny fokon’i Manase dia i Gamaliela zanakalahin’i Pedahatsoro miaraka amin’ny vatan-dehilahy 32 200; ho an’ny fokon’i Benjamîna dia i Abidàna zanakalahin’i Gidehônỳ miaraka amin’ny vatan-dehilahy 35 400.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra