Maty tsy nitera-dahy i Elehazara fa vavy avokoa ny zaza navelany: ary dia nalain’ny zanakalahin’i Kisy rahalahin-drainy ho vady ireo.
1Tantara 23:23 - DIEM PROTESTANTA Telo ny zanakalahin’i Mosỳ: dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jeremôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jeremota; telo izy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Telo ny zanakalahin’i Mosỳ: dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jeremôta. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Mosì: i Moholì, i Edera ary i Jerimota, telo lahy izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Mosy dia Maly sy Edera ary Jeremota; telo izy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jeremota; telo izy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Mosy dia i Maly sy i Edera ary i Jeremota; telo izy ireo. |
Maty tsy nitera-dahy i Elehazara fa vavy avokoa ny zaza navelany: ary dia nalain’ny zanakalahin’i Kisy rahalahin-drainy ho vady ireo.
Ireo rehetra ireo no taranak’i Levỳ, izay samy lohany teo amin’ny fianakaviany avy, araka ny nanisana azy sy nanoratana anarana azy tsirairay: nanao ny asa fanompoana tao an-tranon’ny TOMPO ireo, nanomboka hatreo amin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Ny zanakalahin’i Mosỳ kosa dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jerimôta. Ireo no taranaky ny levita araka ny fianakaviany avy.
ary samia mitsinjara araka ny tarikareo sy ny antokonareo avy ianareo, fa izany no fepetra voasoratr’i Davida mpanjakan’i Israely ary koa i Salômôna zanakalahiny.
Araka ny fandaharan’i Davida rainy, dia notendren’i Salômôna ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany avy ary ny levita ho amin’ny raharahany, dia ny hidera ny Tompo sy hanampy ny mpisorona amin’ny fanompoam-pivavahana fanao isan’andro; notendreny koa ny mpiandry varavarana, araka ny antokony amin’ny isam-bavahady. Izany rahateo no nandidian’i Davida olon’Andriamanitra azy.
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.