Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Gada: –Lazao i Davida mba hiakarany hanangana alitara ho an’ny TOMPO eo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita.
1Tantara 21:19 - DIEM PROTESTANTA Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO. Baiboly Katolika Ka niakatra araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny Anaran’i Iaveh i Davida. Baiboly Protestanta Malagasy Koa dia niakatra Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’i Jehovah. Malagasy Bible Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, izay nolazainy tamin'ny anaran'i Jehovah. La Bible en Malgache Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO. |
Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Gada: –Lazao i Davida mba hiakarany hanangana alitara ho an’ny TOMPO eo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita.
I Araonà dia nively vary tamin’izay. Ary niherika izy ka nahita an’ilay anjely; ny zanany efa-dahy izay niaraka taminy kosa dia lasa niery.
Dia hoy ny renin’i Jesoa tamin’ireo mpanompo: –Na inona na inona lazainy aminareo dia ataovy!