Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:19 - Baiboly Katolika

19 Ka niakatra araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny Anaran’i Iaveh i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Koa dia niakatra Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, izay nolazainy tamin'ny anaran'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:19
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nasain’ilay Anjelin’i Iaveh nilazan’i Gada i Davida hiakatra hanangana ôtely ho an’i Iaveh, ao am-pamoloan’i Ornàna Jeboseanina.


Niherika i Ornàna ka nahita ilay Anjely dia niery izy sy ireo zanany efa-dahy; nively vary tamin’izay i Ornàna.


Dia hoy ny Reniny tamin’ny mpanompo: «Ataovy izay rehetra holazainy aminareo.»


Dia nangovitra sy very hevitra izy, ka nanao hoe: «Tompo ô! inona no tianao hataoko?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra