Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 2:31 - DIEM PROTESTANTA

Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Apaima dia Jisy. Ary ny zanakalahin’i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin’i Sesana dia Ahelay.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanakalahin'i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin'i Sesana dia Ahelay.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay.

Jereo ny toko



1Tantara 2:31
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Nadaba dia i Seleda sy i Apaîma; fa maty tsy niteraka i Seleda.


Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.


Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta.


Ary tamin’ny taranak’i Simehôna dia nisy lehilahy dimanjato notarihin’i Pelatià sy i Neharià ary i Refaià sy i Hoziela izay samy zanakalahin’i Jisehỳ; nankany an-tendrombohitr’i Sehira ireo,