Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary ny zanakalahin’i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin’i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary ny zanakalahin'i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.


Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.


Taranak’i Selà, zanakalahin’i Joda: i Hera mpanorina an’i Lekà; i Lahedà mpanorina an’i Maresà; ireo tarika mpanenona lamba rongony tao Bety-Asbea;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra