1Tantara 16:17 - DIEM PROTESTANTA
Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,
Jereo ny toko
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
Jereo ny toko
Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,
Jereo ny toko
izay naraikiny ho lalàna tamin’i Jakôba, ary ho fanekem-pihavanana mandrakizay ho an’i Israely,
Jereo ny toko
Izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba Sy ho fanekena mandrakizay ho an’Isiraely,
Jereo ny toko
Izay naoriny ho lalàna ho an'i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,
Jereo ny toko
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
Jereo ny toko