Zakaria 8:19 - Baiboly Katolika
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Ny fifadian-kanina amin’ny volana fahefatra, ny fifadian-kanina amin’ny fahadimy, ny fifadian-kanina amin’ny fahafito, ary ny fifadian-kanina amin’ny volana fahafolo, dia hanjary andro fifaliana amam-piravoravoana sy ho fety lehibe, ho an’ny taranak’i Jodà.»
Jereo ny toko
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Ny fifadian-kanina amin’ny volana fahefatra, ny fifadian-kanina amin’ny volana fahadimy, ny fifadian-kanina amin’ny volana fahafito ary ny fifadian-kanina amin’ny volana fahafolo, dia samy ho tonga fifaliana sy firavoravoana ary fotoana mahafinaritra avokoa ho an’ny taranak’i Joda. Fa aoka ianareo ho tia ny fahamarinana sy ny fiadanana.
Jereo ny toko
–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: ny fifadian-kanina izay tandremanareo amin’ny volana fahefatra sy fahadimy ary fahafito sy fahafolo, dia ho tonga fetim-pifaliana sy firavoravoana mahafinaritra ho an’ny vahoakan’i Joda. Kanefa tiava ny fahamarinana sy ny fiadanana.

Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Ny fifadian-kanina amin’ny volana fahefatra sy ny fifadian-kanina amin’ny fahadimy sy ny fifadian-kanina amin’ny fahafito ary ny fifadian-kanina amin’ny fahafolo dia samy ho tonga fifaliana sy firavoravoana ary fotoana mahafinaritra avokoa ho an’ny taranak’i Joda; koa tiava ny fahamarinana sy ny fiadanana.
Jereo ny toko
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ny fifadian-kanina amin'ny volana fahefatra sy ny fifadian-kanina amin'ny fahadimy sy ny fifadian-kanina amin'ny fahafito ary ny fifadian-kanina amin'ny fahafolo dia samy ho tonga fifaliana sy firavoravoana ary fotoana mahafinaritra avokoa ho an'ny taranak'i Joda; koa tiava ny fahamarinana sy ny fiadanana.