Zakaria 7:2 - Baiboly Katolika
Naniraka an’i Sarasara sy i Rogomeleky mbamin’ny olony, ny tany Betela hitalaho amin’i Iaveh,
Jereo ny toko
Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO
Jereo ny toko
Ny mponin’i Betela dia efa naniraka an’i Saretsera sy i Regema Melèka mbamin’ny olony hifona amin’ny TOMPO.
Jereo ny toko
Ny mponin’i Betela dia efa naniraka an’i Saretsera sy i Regema Melèka mbamin’ny olony hifona amin’ny TOMPO.
Jereo ny toko
ary Betela efa naniraka an’i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin’i Jehovah
Jereo ny toko
ary Betela efa naniraka an'i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin'i Jehovah
Jereo ny toko
Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO
Jereo ny toko