Zakaria 7:2 - DIEM PROTESTANTA2 Ny mponin’i Betela dia efa naniraka an’i Saretsera sy i Regema Melèka mbamin’ny olony hifona amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ny mponin’i Betela dia efa naniraka an’i Saretsera sy i Regema Melèka mbamin’ny olony hifona amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Naniraka an’i Sarasara sy i Rogomeleky mbamin’ny olony, ny tany Betela hitalaho amin’i Iaveh, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 ary Betela efa naniraka an’i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin’i Jehovah Jereo ny tokoMalagasy Bible2 ary Betela efa naniraka an'i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin'i Jehovah Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO Jereo ny toko |