Nomery 9:8 - Baiboly Katolika
Hoy ny navalin’i Môizy azy: «Andraso aloha handrenesako izay handidian’i Iaveh anareo.»
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy taminy: Mijoroa eo aloha fa hanontaniako izay handidian’NY TOMPO ny aminareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: –Andraso aloha mandra-pahafantatro izay andidian’ny TOMPO ny momba anareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: –Andraso aloha mandra-pahafantatro izay andidian’ny TOMPO ny momba anareo.
Jereo ny toko
Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian’i Jehovah ny aminareo.
Jereo ny toko
Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian'i Jehovah ny aminareo.
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy taminy: Mijoroa eo aloha fa hanontaniako izay handidian’NY TOMPO ny aminareo.
Jereo ny toko