Nomery 15:34 - Baiboly Katolika34 Dia nambenana ralehilahy, fa mbola tsy tapaka izay hanaovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Dia nambenana Ralehilahy satria tsy mbola fantatra mazava izay hatao aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Dia nambenana tsara izy satria tsy mbola tapaka izay sazy hampiharina aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Dia nambenana tsara izy satria tsy mbola tapaka izay sazy hampiharina aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Dia nambenana ralehilahy, satria tsy mbola fantatra izay hatao aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Dia nambenana ralehilahy, satria tsy mbola fantatra izay hatao aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Dia nambenana Ralehilahy satria tsy mbola fantatra mazava izay hatao aminy. Jereo ny toko |