Nomery 7:48 - Baiboly Katolika Tamin’ny andro fahafito, an’i Elisamà zanak’i Amioda, filohan’ny zanak’i Efraima; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny andro fahafito dia ny lohan’ny taranak’i Efraima, i Elisama, zanak’i Amihoda, no nanatitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny andro fahafito dia Elisama, zanak’i Amihoda, lohan’ny taranak’i Efraima, no nanatitra. Malagasy Bible Ary tamin'ny andro fahafito dia Elisama, zanak'i Amihoda, lohan'ny taranak'i Efraima, no nanatitra. La Bible en Malgache Tamin’ny andro fahafito dia ny lohan’ny taranak’i Efraima, i Elisama, zanak’i Amihoda, no nanatitra. |
ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora:
Ny fanevan’i Efraima no ho eo andrefana, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Efraima, dia Elisamà zanak’i Amioda:
ary omby roa, ondrilahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Eliefaza zanak’i Doela.
izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina; samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;