Nomery 7:36 - Baiboly Katolika Tamin’ny andro fahadimy, an’i Salamiela zanak’i Sorisadaia, filohan’ny zanak’i Simeôna, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny andro fahadimy dia ny lohan’ny taranak’i Simeona, i Selomiela, zanak’i Zorisaday, no nanolotra ny fanatiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak’i Zorisaday, lohan’ny taranak’i Simeona, no nanatitra. Malagasy Bible Ary tamin'ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak'i Zorisaday, lohan'ny taranak'i Simeona, no nanatitra. La Bible en Malgache Tamin’ny andro fahadimy dia ny lohan’ny taranak’i Simeona, i Selomiela, zanak’i Zorisaday, no nanolotra ny fanatiny. |
Ny fokon’i Simeôna no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Simeôna, dia i Salamiela zanak’i Sorisadaia;
ary omby roa, ondralahy dimy, zanak’ondry dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Elisora zanak’i Sedeora.
izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;