Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:35 - Baiboly Katolika

35 ary omby roa, ondralahy dimy, zanak’ondry dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Elisora zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Elizora, zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Elizora, zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray ireo no fanatitr'i Elizora, zanak'i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Elizora, zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:35
5 Rohy Ifampitohizana  

«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;


Dia niainga ny fanevan’ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin’i Elisora, zanak’i Sedeora;


Ny fanevan’ny tobin-dRobena no ho eo amin’ny lafiny atsimo mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny tarana-dRobena dia i Elizora zanak’i Sedeora.


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota;


Tamin’ny andro fahadimy, an’i Salamiela zanak’i Sorisadaia, filohan’ny zanak’i Simeôna,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra