Nomery 7:37 - Baiboly Katolika37 izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Lovia volafotsy iray kosa no fanatiny, sekela telopolo amby zato no lanjany, dia lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa ireo dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina; Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ny fanatiny dia Lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Lovia volafotsy iray kosa no fanatiny, sekela telopolo amby zato no lanjany, dia lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa ireo dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; Jereo ny toko |