«Aza misotro divay na fisotro mahamamo ianao, sy ny zanakao koa, rehefa hiditra ao an-trano lay fihaonana, mba tsy hahafaty anareo,
Nomery 6:3 - Baiboly Katolika dia hifady divay amam-pisotro mahamamo izy; tsy hisotro vinaingitra avy amin’ny divay na vinaingitra avy amin’ny fisotro mahamamo. Rehefa mety ho ranom-boaloboka koa na ny lena na ny maina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy, na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na lena, na maina. DIEM PROTESTANTA dia hifady divay sy zava-pisotro misy alikaola izy; tsy hisotro vinaingitra natao tamin’ny divay na tamin’ny zava-pisotro misy alikaola izy; ary tsy hisotro rehefa mety ho ranom-boaloboka izy, na hihinana akory voaloboka lena na voaloboka maina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia hifady divay sy zava-pisotro misy alikaola izy; tsy hisotro vinaingitra natao tamin’ny divay na tamin’ny zava-pisotro misy alikaola izy; ary tsy hisotro rehefa mety ho ranom-boaloboka izy, na hihinana akory voaloboka lena na voaloboka maina. Baiboly Protestanta Malagasy dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na ny lena, na ny maina. Malagasy Bible dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na ny lena, na ny maina. La Bible en Malgache dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy, na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na lena, na maina. |
«Aza misotro divay na fisotro mahamamo ianao, sy ny zanakao koa, rehefa hiditra ao an-trano lay fihaonana, mba tsy hahafaty anareo,
Nanangana mpaminany, tamin’ireo zanaka lahinareo Aho, sy nazareanina tamin’ireo zatovonareo, sa tsy izany va, ry zanak’i Israely?» - teny marin’i Iaveh. -
«Kanjo ny nazareanina nampisotroinareo divay; ary ny mpaminany, nomenareo didy hoe: Aza maminany!
Mandritra ny fotoana rehetra maha nazareàna azy, dia tsy hihinan-javatra avy amin’ny voaloboka izy, hatramin’ny voany ka hatramin’ny hodiny.
Fa ho lehibe eo imason’ny Tompo izy: tsy hisotro divay na zava-mahamamo izy, sady ho fenon’ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny;
«Tandremo àry fandrao vesaran’ny fihinanan-doatra sy ny fimamoana ary ny fiahiana izao fiainana izao ny fonareo, ka tratrany tonga tampoka aminareo anie izany andro izany e!
Aza mimamo divay, satria loharanom-pahalotoana izany; fa mifenoa Fanahy Masina ianareo.
Aza dia tsy misotro afa-tsy rano, fa mba misotroa divay kely koa, noho ny ambavafonao sy ny fahosaosanao matetika.
fa naman’ny hanina, sy fisotro ary fidiovana samihafa fotsiny, dia fitsipika momba ny nofo ihany, ary voadidy ambara-piavin’ny andro fanoloana azy ihany.
tsy hihinana na inona na inona rehefa mety ho zavatra avy amin’ny voaloboka; tsy hisotro divay na lalikera mahery izy, ary tsy hihinan-java-maloto izy: hotandremany avokoa izay rehetra nandidiako azy.»
Ary ankehitriny mitandrema tsara, fa aza misotro divay na lalikera mahery, na mihinan-java-maloto,