Amosa 2:11 - Baiboly Katolika11 Nanangana mpaminany, tamin’ireo zanaka lahinareo Aho, sy nazareanina tamin’ireo zatovonareo, sa tsy izany va, ry zanak’i Israely?» - teny marin’i Iaveh. - Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nanangana mpaminany tamin’ny zanakalahinareo Aho, ary Nazirita tamin’ny zatovonareo. Tsy izany va no izy, ry Zanak’Israely? hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Taoriana dia nisy natsangako ho mpaminany ny zanakalahinareo, ary nisy nantsoiko ho Nazirita ny zatovonareo; ka mba tsy izany tokoa ve, ry taranak’i Israely? Teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Taoriana dia nisy natsangako ho mpaminany ny zanakalahinareo, ary nisy nantsoiko ho Nazirita ny zatovonareo; ka mba tsy izany tokoa ve, ry taranak’i Israely? Teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, Ary ny zatovonareo ho Nazirita. Tsy izany va no izy, ry Zanak’Isiraely? hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, ary ny zatovonareo ho Nazirita. Tsy izany va no izy, ry Zanak'Isiraely? hoy Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nanangana mpaminany tamin’ny zanakalahinareo Aho, ary Nazirita tamin’ny zatovonareo. Tsy izany va no izy, ry Zanak’Israely? hoy NY TOMPO. Jereo ny toko |
Nitsangan-ko vavolombelona anefa i Iaveh tamin’ny alalan’ny mpaminany sy ny mpahitany niampanga an’i Israely sy i Jodà nanao hoe: «Miverena avy amin’ny lalan-dratsinareo, ka tandremo ny didy amam-pitsipiko, amim-panarahana ny lalàna manontolo, nandidiako ny razanareo sy nampitondraiko ny mpaminany mpanompoko, ho any aminareo.»