Nomery 5:10 - Baiboly Katolika
azy avokoa ny zavatra atokan’ny olona rehetra na iza na iza. Izay omen’ny olona ho an’ny mpisorona dia ho azy.»
Jereo ny toko
Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.
Jereo ny toko
Azy ny zava-masina aterin’ny olona tsirairay; ary na inona na inona omen’ny olona ny mpisorona dia azy koa.
Jereo ny toko
Azy ny zava-masina aterin’ny olona tsirairay; ary na inona na inona omen’ny olona ny mpisorona dia azy koa.
Jereo ny toko
Ary ho azy ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.
Jereo ny toko
Ary ho azy ny zava-masina aterin'ny olona rehetra; na inona na inona omen'olona ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.
Jereo ny toko
Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.
Jereo ny toko