Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Azy ny zava-masina aterin’ny olona tsirairay; ary na inona na inona omen’ny olona ny mpisorona dia azy koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Azy ny zava-masina aterin’ny olona tsirairay; ary na inona na inona omen’ny olona ny mpisorona dia azy koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 azy avokoa ny zavatra atokan’ny olona rehetra na iza na iza. Izay omen’ny olona ho an’ny mpisorona dia ho azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ho azy ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ho azy ny zava-masina aterin'ny olona rehetra; na inona na inona omen'olona ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany, rehefa manao sorom-pihavanana amiko ny Israelita rehetra, dia hanavaka ny soron-kena sy ny tratrany amin’ireo biby mba ho anjara raikitra ho an’i Aharôna sy ny taranany: zavatra avahana ho Ahy TOMPO izany.


Eo amin’ny faritra voatokana ho an’izany ihany no hihinananareo azy, fa anjaranao sy ny zanakao izany ambiny avy amin’ny fanatitra ho an’ny TOMPO izany araka ny baiko nomeny ahy.


Nomen’i Mosesy an’i Elehazara mpisorona ny hetra natao ho fanatitra ho an’ny TOMPO, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra