Nony tafita an’i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Arôera aloha, ankavanan’ilay tanàna, eo afovoan’ny lohasahan’i Gada, dia vao tao Jareza.
Nomery 32:35 - Baiboly Katolika i Atarôta-Sôfàna, i Jezera, i Jegbàa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Atirota-Sofana, i Jazera, i Jogbeha, DIEM PROTESTANTA sy i Hatarôta-Sôfàna, i Jahezera sy i Jôgbôhà Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Hatarôta-Sôfàna, i Jahezera sy i Jôgbôhà Baiboly Protestanta Malagasy sy Atrota-sofana sy Jazera ary Jogbeha Malagasy Bible sy Atrota-sofana sy Jazera ary Jogbeha La Bible en Malgache i Atirota-Sofana, i Jazera, i Jogbeha, |
Nony tafita an’i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Arôera aloha, ankavanan’ilay tanàna, eo afovoan’ny lohasahan’i Gada, dia vao tao Jareza.
Fa zoin-doza avokoa ny sahan’i Hesebona; ny amin’ny voalobok’i Sabamà, dia efa noravan’ny tompon’ny firenena ny sakeliny mandadina, izay efa nisandrahaka hatrany Jazera, nandroso tsy hita lany tany an’efitra, nandefa lavitra ny solofony, nampita ny ranomasina.
Ny zana-dRobena sy ny zanak’i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany ao Jazera sy ny tany ao Galaada,
Niakatra i Jedeôna nihazo ny lalan’ny mpitoetra an-day ao atsinanan’i Nobe sy i Jegbaà, ka namely ny toby izay natoky fa tsy haninona tsy haninona.