Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:34 - Baiboly Katolika

34 Ny zanak’i Gada nanorina an’i Dibôna, i Atarôta, i Arôera,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona, i Atarota, i Aroera,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

34 Ary ny taranak’i Gada nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Dibôna sy i Hatarôta, i Harôhera

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ary ny taranak’i Gada nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Dibôna sy i Hatarôta, i Harôhera

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary ny taranak’i Gada nanao an’i Dibona sy Atarota sy Aroera

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary ny taranak'i Gada nanao an'i Dibona sy Atarota sy Aroera

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona, i Atarota, i Aroera,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:34
9 Rohy Ifampitohizana  

i Balà zanak’i Azaza zanak’i Samà zanak’i Joela, I Balà dia nonina tany Arôera ka hatrany Nebô sy Beela-Meôna,


Ny tanànan’i Aroera ilaozana, nafoy ho an’ny biby fiompy izy, ka mijanona ao tsy misy mampiala azy.


avy any Bamôta, dia nankany amin’ny lohasaha izay ao amin’ny sahan’i Moaba, eo an-tampon’i Fasgà, izay manerinerina amin’ny efitra.


Nolefasantsika zana-tsipîka izy ireo; Rava i Hesebona hatrany Dibôna, Ary nofoanantsika hatrany Nôfe, Sy norehetantsika hatrany Medabà.


«I Atarôta, i Dibôna, i Jazera, i Nemrà, i Hesebona, i Eleale, i Nebô ary i Beôna,


i Atarôta-Sôfàna, i Jezera, i Jegbàa,


Hatrany Harôera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo anatin’ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsîka, fa natolotr’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika daholo.


ka nasiany hatrany Arôera ka hatrany akaikikaikin’i Menita, nahazoany tanàna roapolo, sy hatrany Abela-Keramina, ka dia resy mafy tokoa izy ireo. Dia voatery teo anoloan’i Israely ny taranak’i Amôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra