Nomery 32:34 - DIEM PROTESTANTA34 Ary ny taranak’i Gada nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Dibôna sy i Hatarôta, i Harôhera Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona, i Atarota, i Aroera, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Ary ny taranak’i Gada nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Dibôna sy i Hatarôta, i Harôhera Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Ny zanak’i Gada nanorina an’i Dibôna, i Atarôta, i Arôera, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary ny taranak’i Gada nanao an’i Dibona sy Atarota sy Aroera Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary ny taranak'i Gada nanao an'i Dibona sy Atarota sy Aroera Jereo ny toko |