Zanak’i Asera; i Jamne, i Jesoà, i Jesoỳ, i Berià, ary i Sarà anabavin’ireo. Ny zanak’i Beria dia i Hebera sy i Melkiela.
Nomery 26:44 - Baiboly Katolika Zanak’i Asera, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Jemnita avy tamin’i Jemnà, ny fokon’ny Jesoita avy tamin’i Jesoỳ, ny fokon’ny Brieita avy tamin’i Brie. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny taranak’i Asera, araka ny fianakaviany dia izao: Avy tamin’i Jimna, ny fianakavian’ny Jimnita; avy tamin’i Jisvy, ny fianakavian’ny Jisvita; avy tamin’i Beria, ny fianakavian’ny Berita. DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Asera, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jimnita avy tamin’i Jimnà; ny Jisvita avy tamin’i Jisvỳ; ny Berihîta avy tamin’i Berihà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Asera, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Jimnita avy tamin’i Jimnà; ny Jisvita avy tamin’i Jisvỳ; ny Berihîta avy tamin’i Berihà. Baiboly Protestanta Malagasy Ny taranak’i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin’i Jimna ny fokon’ny Jimnita; avy tamin’i Jisvy ny fokon’ny Jisvita; avy tamin’i Beria ny fokon’ny Berita; Malagasy Bible Ny taranak'i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin'i Jimna ny fokon'ny Jimnita; avy tamin'i Jisvy ny fokon'ny Jisvita; avy tamin'i Bena ny fokon'ny Berita; La Bible en Malgache Ny taranak’i Asera, araka ny fianakaviany dia izao: Avy tamin’i Jimna, ny fianakavian’ny Jimnita; avy tamin’i Jisvy, ny fianakavian’ny Jisvita; avy tamin’i Beria, ny fianakavian’ny Berita. |
Zanak’i Asera; i Jamne, i Jesoà, i Jesoỳ, i Berià, ary i Sarà anabavin’ireo. Ny zanak’i Beria dia i Hebera sy i Melkiela.
Ny terak’i Asera, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Avy amin’ny zanak’i Brie: ny fokon’ny Hebrita avy tamin’i Hebera; ny fokon’ny Melkielita avy tamin’i Melkiela.