Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.
Nomery 26:12 - Baiboly Katolika Zanak’i Simeôna araka ny fokony avy: ny fokon’ny Namoelita avy tamin’i Namoela, ny fokon’ny Jaminita, avy tamin’i Jamina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Nemoela, ny fianakavian’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina, ny fianakavian’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina, ny fokon’ny Jakinita; DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Simehôna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Nemoelita avy tamin’i Nemoela; ny Jaminita avy tamin’i Jamina; ny Jakinita avy tamin’i Jakina; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Simehôna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Nemoelita avy tamin’i Nemoela; ny Jaminita avy tamin’i Jamina; ny Jakinita avy tamin’i Jakina; Baiboly Protestanta Malagasy Ny taranak’i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Nemoela ny fokon’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina ny fokon’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina ny fokon’ny Jakinita; Malagasy Bible Ny taranak'i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Nemoela ny fokon'ny Nemoelita; avy tamin'i Jamina ny fokon'ny Jaminita; avy tamin'i Jakina ny fokon'ny Jakinita; La Bible en Malgache Ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Nemoela, ny fianakavian’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina, ny fianakavian’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina, ny fokon’ny Jakinita; |
Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.
Natsangany ny andry tamin’ny trano hevan’ny tempoly, ka natsangany ny andry teo ankavanana, ka nataony hoe Jakîna; dia natsangany ny andry teo ankavia, ka nataony hoe Bôaza.
Zanaka lahin’i Simeôna: i Namoela, i Jamina, i Jariba, i Zarà, i Saola, i Seloma zanany,
Izao no loham-pianakavian’izy ireo: Zanaka lahin-dRobena, lahy matoan’i Israely: i Henoka, i Falao, i Hesrôna ary i Karmì. Ireo no fianakavian’i Robena.
Zanaka lahin’i Simeôna: i Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîna, i Soara, ary i Saola, zanaka lahin’ilay vehivavy Kananeanina. Ireo no fianakavian’i Simeôna.
Ny terak’i Simeôna, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, ny voasoratra ho isan’ireo, rehefa nisaina ny anarany isam-batan’olona, ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
ny fokon’ny Jakinita avy tamin’i Jakîna, ny fokon’ny Zaerita avy tamin’i Zare, ny fokon’ny Saolita avy tamin’i Saoly.