Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ny taranak’i Simehôna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Nemoelita avy tamin’i Nemoela; ny Jaminita avy tamin’i Jamina; ny Jakinita avy tamin’i Jakina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Nemoela, ny fianakavian’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina, ny fianakavian’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina, ny fokon’ny Jakinita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ny taranak’i Simehôna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Nemoelita avy tamin’i Nemoela; ny Jaminita avy tamin’i Jamina; ny Jakinita avy tamin’i Jakina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Zanak’i Simeôna araka ny fokony avy: ny fokon’ny Namoelita avy tamin’i Namoela, ny fokon’ny Jaminita, avy tamin’i Jamina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ny taranak’i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Nemoela ny fokon’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina ny fokon’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina ny fokon’ny Jakinita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ny taranak'i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Nemoela ny fokon'ny Nemoelita; avy tamin'i Jamina ny fokon'ny Jaminita; avy tamin'i Jakina ny fokon'ny Jakinita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Nemoela, ny fianakavian’ny Nemoelita; avy tamin’i Jamina, ny fianakavian’ny Jaminita; avy tamin’i Jakina, ny fokon’ny Jakinita;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:12
8 Rohy Ifampitohizana  

I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.


Dia natsangana teo anoloan’ny lalantsara mankao amin’ny Toeramasina ireo andry roa; ka ny anaran’ilay teo ankavanana dia Jakîna, izany hoe «Andriamanitra mampiorina mafy», ary ny anaran’ilay teo ankavia dia Bôhaza, izany hoe «Ao amin’Andriamanitra ny hery».


Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Nemoela sy i Jamîna mbamin’i Jariba sy i Zera ary i Saoly.


Toy izao no lisitry ny filoham-pianakaviana teo amin’ny Israelita: Ny zanakalahin’i Reobena, lahimatoan’i Jakôba, dia i Hanôka, i Palo, i Hetsirôna ary i Karmỳ. Izy efa-dahy no razamben’ny tarika reobenita.


Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Jemoela, i Jamina, i Ôhada, i Jakina, i Tsôhara, ary i Saola; ity Saola ity dia zanany tamin’ilay vehivavy kanahanita. Izy enin-dahy no razamben’ireo tarika simehônita.


Kanefa ireo zanakalahin’i Kôra kosa tsy mba maty.


ny Tsôharita avy tamin’i Tsôhara; ny Saolita avy tamin’i Saoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra