Nomery 25:8 - Baiboly Katolika
nanaraka ilay lehilahy Israelita tao anatin’ny lay ka nandefona azy roaroa, dia ralehilahy Israelita sy ilay vehivavy, tamin’ny kibony. Nitsahatra tamin’izay ny loza teo amin’ny zanak’i Israely.
Jereo ny toko
Dia nandeha nanaraka ilay lehilahy israelita tao an-day izy ary nataony indray nandefona izy roa, dia ny lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin’ny kibon-dRavehivavy. Dia nitsahatra ny areti-mandringana teo amin’ny Zanak’Israely.
Jereo ny toko
narahiny hatrany an-dainy ilay lehilahy israelita ka nolefoniny niaraka tamin’ny vadiny tao. Dia nitsahatra ny areti-mandringana namely ny Israelita.
Jereo ny toko
narahiny hatrany an-dainy ilay lehilahy israelita ka nolefoniny niaraka tamin’ny vadiny tao. Dia nitsahatra ny areti-mandringana namely ny Israelita.
Jereo ny toko
dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin’ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin’ny Zanak’Isiraely.
Jereo ny toko
dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin'ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin'ny Zanak'Isiraely.