Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 25:9 - Baiboly Katolika

9 Nisy 24.000 no matin’ny loza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Efatra arivo sy roa alina ireo maty tamin’ny areti-mandringana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Ireo matin’io areti-mandringana io dia nahatratra 24 000.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ireo matin’io areti-mandringana io dia nahatratra 24 000.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary izay maty tamin’ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary izay maty tamin'ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Efatra arivo sy roa alina ireo maty tamin’ny areti-mandringana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 25:9
11 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Iaveh naniraka pesta any amin’i Israely, hatramin’ny marainan’izay andro izay, ka hatramin’ilay fotoana voafetra ka nahafatesana 70.000 ny olona, hatrany Dana ka hatrany Bersabea.


Nokapohin’i Iaveh ny vahoaka noho ny nanaovany ny zanak’omby izay nataon’i Aarôna.


ireo lehilahy ireo izay nanao laza ratsy ny tany dia maty voan’ny loza teo anatrehan’i Iaveh.


Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:


Taorian’izany loza izany, dia niteny tamin’i Môizy sy i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona i Iaveh nanao hoe:


Ireo ihany anefa, noho ny tenin’i Balaama, no nitarika ny zanak’i Israely hivadika tamin’i Iaveh tamin’ilay raharaha tamin’i Fogôra, ka voan’ny loza tamin’izay ny fiangonan’Iaveh;


mba tsy hijangajanga isika, tahaka ny sasany tamin’ireny, ka telo arivo sy roa alina izy no maty indray andro monja.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra