Ka nony tonga tany amin’i Balaama ireo, dia nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Balàka zanak’i Sefôra: Mihanta aminao re aho, mba tsy hisy hahasakana anao tsy hankatỳ amiko,
Nomery 22:17 - Baiboly Katolika fa homeko voninahitra lehibe indrindra ianao, ary hotanterahiko avokoa izay rehetra holazainao amiko. Koa mihanta aminao re aho, tongava atỳ amiko, ozòny io vahoaka io.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa miangavy anao, mankanesa atỳ ka ozòny io firenena io! DIEM PROTESTANTA Fa hitafotafo mihitsy ny voninahitra izay homeko anao, ary hataoko avokoa izay holazainao amiko rehetra. Koa mba tongava atỳ re ianao hanozona io vahoaka io.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hitafotafo mihitsy ny voninahitra izay homeko anao, ary hataoko avokoa izay holazainao amiko rehetra. Koa mba tongava atỳ re ianao hanozona io vahoaka io.» Baiboly Protestanta Malagasy fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho, ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa masìna hianao, mankanesa atỳ, ozòny ho ahy ity firenena ity. Malagasy Bible fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho, ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa masìna ianao, mankanesa atỳ, ozòny ho ahy ity firenena ity. La Bible en Malgache fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa miangavy anao, mankanesa atỳ ka ozòny io firenena io! |
Ka nony tonga tany amin’i Balaama ireo, dia nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Balàka zanak’i Sefôra: Mihanta aminao re aho, mba tsy hisy hahasakana anao tsy hankatỳ amiko,
«Moa tsy efa naniraka tany aminao va aho, nampaka anao? Nahoana no dia tsy nankatỳ amiko ianao? Sa dia tsy hahay manome voninahitra anao marina tokoa aho?»
Koa mihanta aminao aho, tongava atỳ amiko ianao, hanozona io vahoaka io fa mahery noho izaho izy; angamba izany no hahazoako mandresy azy sy mandroaka azy hiala amin’ny tany; satria fantatro fa izay tsofinao rano dia voatso-drano ary izay ozoninao dia voaozona.»
Koa ankehitriny mandosira any aminao. Efa nilaza hanome voninahitra anao be dia be aho, fa indro kosa ampanalavirin’i Iaveh anao ny voninahitra.»
Inona no soa ho azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy, nefa very ny fanahiny? Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny fanahiny?
Hanisa herinandro fito ianao, ka raha vao santarina amin’ny antsim-bary ny vary dia hatombokao ny fanisana herinandro fito;