Nomery 22:1 - Baiboly Katolika
Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao.
Jereo ny toko
Niainga indray ny Zanak’Israely ka nitoby tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, tany andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.
Jereo ny toko
Niainga indray ny Israelita ka nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo an-dafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao.
Jereo ny toko
Niainga indray ny Israelita ka nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo an-dafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao.
Jereo ny toko
Ary ny Zanak’Isiraely nifindra ka nitoby tao Arbota-moaba, tany an-dafin’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
Jereo ny toko
Ary ny Zanak'Isiraely nifindra nitoby tao Arbota-moaba, tany an-dafin'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
Jereo ny toko
Niainga indray ny Zanak’Israely ka nitoby tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, tany andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.
Jereo ny toko