Nomery 31:12 - Baiboly Katolika12 dia nentiny ny sambotra, ny zavatra voaroba sy ny babo ho any amin’i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’i Israely rehetra teo an-toby, teo an-dohasahan’i Moaba, akaikin’i Jordany tandrifin’i Jerikô. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 ka nentiny tany amin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny fiangonana israelita teo an-toby tao amin’ny lemak’i Môaba, amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 ka nentiny tany amin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny fiangonana israelita teo an-toby tao amin’ny lemak’i Môaba, amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 dia nentiny tany amin’i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 dia nentiny tany amin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny toko |