Nomery 36:13 - Baiboly Katolika13 Ireo no didy aman-dalàna nomen’i Iaveh ny zanak’i Israely tamin’ny alalan’i Môizy, teo an-tany lemak’i Moaba, amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikô. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian’NY TOMPO ka nampitondrainy an’i Mosesy ho amin’ny Zanak’Israely tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Ireo no didy amam-pitsipika nomen’ny TOMPO ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ireo no didy amam-pitsipika nomen’ny TOMPO ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian’i Jehovah ka nampitondrainy an’i Mosesy ho amin’ny Zanak’Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian'i Jehovah ka nampitondrainy an'i Mosesy ho amin'ny Zanak'Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian’NY TOMPO ka nampitondrainy an’i Mosesy ho amin’ny Zanak’Israely tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko. Jereo ny toko |