Nomery 36:12 - Baiboly Katolika12 nanambady teo amin’ny fianakavian’ny zanak’i Manase zanak’i Josefa izy ireo, ka dia nipetraka tamin’ny fokom-pianakavian-drainy ny lovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Izay avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, no novadin’ireo, dia nitoetra teo amin’ny fokon’ny mpianakavin’ny rainy ihany ny zarataniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 izany hoe lehilahy taranak’i Manase, zanakalahin’i Jôsefa, ihany no fanambadian’ireo; ka tafajanona tamin’ny fokon-drainy ihany ny zara tany izay nolovany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 izany hoe lehilahy taranak’i Manase, zanakalahin’i Jôsefa, ihany no fanambadian’ireo; ka tafajanona tamin’ny fokon-drainy ihany ny zara tany izay nolovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Izay avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, no novadin’ireo, ka dia nitoetra teo amin’ny firenen’ny mpianakavin’ny rainy ihany ny zara-taniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Izay avy tamin'ny fokon'ny taranak'i Manase, zanak'i Josefa, no novadin'ireo, ka dia nitoetra teo amin'ny firenen'ny mpianakavin'ny rainy ihany ny zara-taniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Izay avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, no novadin’ireo, dia nitoetra teo amin’ny fokon’ny mpianakavin’ny rainy ihany ny zarataniny. Jereo ny toko |