Nomery 21:18 - Baiboly Katolika
Misondrota, ry fantsakana! Hobionareo izy. Fantsakana nolavahan’ny andriandahy, nabanabanan’ny lehiben’ny vahoaka, tamin’ny tehina fanapahana, dia ny tehin’izy ireo.
Jereo ny toko
Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo olo-manankaja, nohadin’ireo manankaja amin’ny firenena tamin’ny tehiny, dia ireo tehiny fanapahana!
Jereo ny toko
Fantsakana nohadin’ireo filoha nombàn’ny tehim-pahefàny; fantsakana nolavahan’ireo loholona nombàn’ny tehim-pifehezany.» Rehefa niala tao an-taniefitra ny Israelita, dia nankany Matanà.

Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo mpanao lalàna, Ary nolavahan’ireo manan-kaja amin’ny firenena Tamin’ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.
Jereo ny toko
Lavaka fantsakana izay nohadin'ireo mpanao lalàna, ary nolavahan'ireo manan-kaja amin'ny firenena. Tamin'ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.
Jereo ny toko
Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo olo-manankaja, nohadin’ireo manankaja amin’ny firenena tamin’ny tehiny, dia ireo tehiny fanapahana!
Jereo ny toko