Nomery 21:19 - Baiboly Katolika19 Avy tany an’efitra izy ireo, dia nankany Matàna; avy any Matàna dia nankany Nahaliela; avy any Nahaliela, dia nankany Bamôta; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Nony niala tany Matana izy ireo dia nankany Nahaliela; nony niala tany Nahaliela dia nankao Bamota; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Niala teo Matanà izy, dia nankany Mahaliela; niala teo, dia nankany Bamôta; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Niala teo Matanà izy, dia nankany Mahaliela; niala teo, dia nankany Bamôta; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Nony niala tany Matana izy ireo dia nankany Nahaliela; nony niala tany Nahaliela dia nankao Bamota; Jereo ny toko |