Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:18 - Baiboly Katolika

18 Misondrota, ry fantsakana! Hobionareo izy. Fantsakana nolavahan’ny andriandahy, nabanabanan’ny lehiben’ny vahoaka, tamin’ny tehina fanapahana, dia ny tehin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo olo-manankaja, nohadin’ireo manankaja amin’ny firenena tamin’ny tehiny, dia ireo tehiny fanapahana!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Fantsakana nohadin’ireo filoha nombàn’ny tehim-pahefàny; fantsakana nolavahan’ireo loholona nombàn’ny tehim-pifehezany.» Rehefa niala tao an-taniefitra ny Israelita, dia nankany Matanà.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Fantsakana nohadin’ireo filoha nombàn’ny tehim-pahefàny; fantsakana nolavahan’ireo loholona nombàn’ny tehim-pifehezany.» Rehefa niala tao an-taniefitra ny Israelita, dia nankany Matanà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo mpanao lalàna, Ary nolavahan’ireo manan-kaja amin’ny firenena Tamin’ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Lavaka fantsakana izay nohadin'ireo mpanao lalàna, ary nolavahan'ireo manan-kaja amin'ny firenena. Tamin'ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Lavaka fantsakana izay nohadin’ireo olo-manankaja, nohadin’ireo manankaja amin’ny firenena tamin’ny tehiny, dia ireo tehiny fanapahana!

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:18
12 Rohy Ifampitohizana  

I Eliasiba mpisorona lehibe, mbamin’ireo mpisorona rahalahiny dia nanomboka nanorina ny vavahadin’ny Ondry, nanamasina azy izy, dia nandatsaka ny lela-vavahady; namboariny ny manda dia nohamasininy hatramin’ny tilikambon’i Meà, ka hatramin’ny tilikambon’i Hananeela.


teo anilany dia ny Tekôita no nanamboatra, saingy tsy nilatsaka hanampy tamin’ny fanompoana ny tompony, ny lehibe tamin’izy ireo.


Satria i Iaveh no mpitsara antsika, i Iaveh no mpanao lalàna ho antsika, i Iaveh no mpanjakantsika; Izy no hamonjy antsika.


Tamin’izay no nihira izao tononkira izao i Israely:


Avy tany an’efitra izy ireo, dia nankany Matàna; avy any Matàna dia nankany Nahaliela; avy any Nahaliela, dia nankany Bamôta;


satria ny Lalàna moa nomena tamin’ny alalan’i Môizy, fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia avy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy.


Nanome didy antsika i Môizy; lovan’ny fiangonan’i Jakôba.


Iray monja no Mpanao lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahay mamonjy na mamery.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra