Nehemia 3:5 - Baiboly Katolika5 teo anilany dia ny Tekôita no nanamboatra, saingy tsy nilatsaka hanampy tamin’ny fanompoana ny tompony, ny lehibe tamin’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary teo anilan’io dia nanamboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny lohany ho amin’ny fanompoana ny Tompony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Teo an-kilan’i Tsadôka dia namboatra koa ny mponin’i Tekôa, nefa ny loholony tsy nety hofehezin’ireo mpiandraikitra ny asa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Teo an-kilan’i Tsadôka dia namboatra koa ny mponin’i Tekôa, nefa ny loholony tsy nety hofehezin’ireo mpiandraikitra ny asa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny vozony ho amin’ny fanompoana ny Tompony. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny vozony ho amin'ny fanompoana ny Tompony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary teo anilan’io dia nanamboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny lohany ho amin’ny fanompoana ny Tompony. Jereo ny toko |
Izay firenena ama-mpanjaka tsy mety manaiky azy, dia i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, sy tsy hanao ny vozony ho eo ambanin’ny jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna, io firenena io dia hovangiako amin’ny sabatra, amin’ny mosary, amin’ny pesta, - teny marin’i Iaveh, - mandra-pandringako azy amin’ny tanany.