Misaora an’Andriamanitra eo amin’ny fiangonana, misaora ny Tompo ianareo izay avy amin’ny loharanon’i Israely.
Nomery 2:22 - Baiboly Katolika Manaraka izany, dia ny fokon’i Benjamina. Ny filohan’ny taranak’i Benjamina dia i Abidàna zanak’i Jedeôna, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Manaraka izany ny fokon’i Benjamina. Ny lohan’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony. Baiboly Protestanta Malagasy Dia vao ny firenen’i Benjamina; ary ny lohan’ny taranak’i Benjamina dia Abidana, zanak’i Gideony; Malagasy Bible Dia vao ny firenen'i Benjamina; ary ny lohan'ny taranak'i Benjamina dia Abidana, zanak'i Gideony; La Bible en Malgache Manaraka izany ny fokon’i Benjamina. Ny lohan’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony. |
Misaora an’Andriamanitra eo amin’ny fiangonana, misaora ny Tompo ianareo izay avy amin’ny loharanon’i Israely.
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Abidàna, zanak’i Jedeôna.