Nomery 10:24 - Baiboly Katolika24 ary ny antokon’ny fokon’i Benjamina dia nofehezin’i Abidàna, zanak’i Jedeôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 ny an’ny fokon’i Benjamîna dia notarihin’Abidàna, zanakalahin’i Gidehônỳ. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 ny an’ny fokon’i Benjamîna dia notarihin’Abidàna, zanakalahin’i Gidehônỳ. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary Abidana, zanak’i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak’i Benjamina. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary Abidana, zanak'i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak'i Benjamina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony. Jereo ny toko |